<-
->

2Mp 14:13 And Jehoash king of Israel took Amaziah king of Judah, the son of Jehoash the son of Ahaziah, at Bethshemesh, and came to Jerusalem, and brake down the wall of Jerusalem from the gate of Ephraim unto the corner gate, four hundred cubits. Ary Amazia, mpanjakan' ny Joda, zanak' i Joasy, zanak' i Ahazia, nosamborin' i Joasy, mpanjakan' ny Isiraely tany Beti-semesy; ary dia nankany Jerosalema Joasy, ka nandravany efa-jato hakiho ny màndany hatramin' ny vavahadin' i Efraima ka hatramin' ny vavahady an-jorony. Ary Joasa mpanjakan' Israely nisambotra an' i Amasiasa mpanjakan' i Jodà, zanak' i Joasa zanak' i Okoziasa, tao Behtsamesa; nankany Jerosalema izy ka nahabanga ny mandan' i Jerosalema efa-jato hakiho, hatramin' ny vavahadin' i Efraima ka hatreo am-bavahady an-jorony. Quant au roi de Juda, Amasias fils de Joas fils d' Ochozias, le roi d' Israël Joas le fit prisonnier à Bet-Shémesh et l' emmena à Jérusalem. Il fit une brèche au rempart de Jérusalem, depuis la porte d' Ephraïm jusqu'à la porte de l' Angle, sur 400