<-
->

2Mp 16:1 In the seventeenth year of Pekah the son of Remaliah Ahaz the son of Jotham king of Judah began to reign. Tamin' ny taona fahafito ambin' ny folo nanjakan' i Peka, zanak' i Remalia, no vao nanjakan' i Ahaza, zanak' i Jotama, mpanjakan' ny Joda. Tamin' ny taona fahafito ambin' ny folo nanjakan' i Fasea zana-dRomeliasa no vao nanjaka kosa Akaza, zanak' i Joatama mpanjakan' i Jodà. En la dix-septième année de Péqah fils de Remalyahu, Achaz fils de Yotam devint roi de Juda.