<-
->

2Mp 18:24 How then wilt thou turn away the face of one captain of the least of my master' s servants, and put thy trust on Egypt for chariots and for horsemen? Hataonao ahoana no fampiamboho ny komandy iray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aminy aza? Nefa matoky an' i Egypta ianao hahazoanao kalesy sy mpitaingin-tsoavaly. Fa noho ny kalesy amam-pitaingin-tsoavaly no itokianao an' i Ejipta. Comment ferais-tu reculer un seul des moindres serviteurs de mon maître? Mais tu t' es fié à l' Egypte pour avoir chars et cavaliers!