<-
->

2Mp 19:35 And it came to pass that night, that the angel of the Lord went out, and smote in the camp of the Assyrians an hundred fourscore and five thousand: and when they arose early in the morning, behold, they were all dead corpses. Ary tamin' ny alin' io dia avy ilay Anjelin' i Jehovah ka namely olona dimy arivo amby valo alina sy iray hetsy tao an-tobin' ny Asyriana; ary nony maraina koa vao nifoha olona, dia hita fa, indreo, efa maty avokoa ireo. Ny alin' izay ihany, dia nivoaka ilay anjelin' ny Tompo namono lehilahy dimy arivo sy valo alina sy iray hetsy tao amin' ny tobin' ny Asiriana, ka nony nifoha ny olona ny ampitso maraina, indreo fa faty avokoa ireo. Cette même nuit, l' Ange de Yahvé sortit et frappa dans le camp assyrien 185.000 hommes. Le matin, au réveil, ce n'étaient plus que des cadavres.