<-
->

2Mp 2:1 And it came to pass, when the Lord would take up Elijah into heaven by a whirlwind, that Elijah went with Elisha from Gilgal. Ary nony efa hampakarin' i Jehovah ho any an-danitra amin' ny tafio-drivotra Elia, dia niara-nandeha avy tany Gilgala izy sy Elisa. Nony nampakarin' ny Tompo ho any an-danitra amin' ny tafio-drivotra Elia, dia niara-nandeha avy any Galgala Elia sy Elisea. Voici ce qui arriva lorsque Yahvé enleva Elie au ciel dans le tourbillon : Elie et Elisée partirent de Gilgal,