<-
->

2Mp 21:18 And Manasseh slept with his fathers, and was buried in the garden of his own house, in the garden of Uzza: and Amon his son reigned in his stead. Ary Manase lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina teo an-tanimboly eo ala-tranony amin' ny sahan' i Oza; ary Amona zanany no nanjaka nandimby azy. Ary nodimandry any amin' ny razany Manase ka nalevina tao an-tanimbolin' ny tranony, dia tao amin' ny tanimbolin' i Oza. Amona zanany no nanjaka nandimby azy. Manassé se coucha avec ses pères et on l' enterra dans le jardin de son palais, le jardin d' Uzza; son fils Amon régna à sa place.