<-
->

2Mp 5:20 But Gehazi, the servant of Elisha the man of God, said, Behold, my master hath spared Naaman this Syrian, in not receiving at his hands that which he brought: but, as the Lord liveth, I will run after him, and take somewhat of him. Fa hoy Gehazy, zatovon' i Elisa, lehilahin' Andriamanitra: Indro, ny tompoko namela fotsiny ity Namàna Syriana ity ka tsy nandray tamin' ny tànany izay zavatra nentiny, fa raha velona koa Jehovah, dia hihazakazaka hanaraka azy aho ka handray zavatra aminy. Vao lasa kelikely izy, dia hoy kosa Giezi mpanompon' i Elisea olon' Andriamanitra anakampony: Nitsimbina an' i Naamana Siriana ny tompoko, ka tsy nandray avy amin' ny tànany ny zavatra nentiny. Velona Iaveh! fa hihazakazaka hanaraka azy aho, ka hahazo zavatra aminy. Géhazi, le serviteur d' Elisée, se dit : "Mon maître a ménagé Naamân, cet Araméen, en n' acceptant pas de lui ce qu' il avait offert. Aussi vrai que Yahvé est vivant, je cours après lui et j' en obtiendrai quelque chose."