<-
->

2Mp 5:21 So Gehazi followed after Naaman. And when Naaman saw him running after him, he lighted down from the chariot to meet him, and said, Is all well? Ka dia lasa Gehazy nanaraka an' i Namàna Ary nony tazan' i Namàna avy mihazakazaka manaraka azy izy, dia niala faingana tamin' ny kalesy hitsena azy izy ka nanao hoe: Tsara ihany va? Dia rafitra nanaraka an' i Naamana Giezi. Vao nahatazana azy nihazakazaka nanaraka azy Naamana, dia nidina niala tamin' ny kalesiny hitsena azy, ka nanao hoe: Tsara ihany daholo va? Et Géhazi se lança à la poursuite de Naamân. Lorsque Naamân le vit courir derrière lui, il sauta de son char à sa rencontre et demanda : "Cela va-t-il bien?"