<-
->

2Mp 5:6 And he brought the letter to the king of Israel, saying, Now when this letter is come unto thee, behold, I have therewith sent Naaman my servant to thee, that thou mayest recover him of his leprosy. Ary izy nitondra ny taratasy ho any amin' ny mpanjakan' ny Isiraely nanao hoe: Ary raha tonga atý aminao ity taratasy ity, dia ho fantatrao fa efa nampandeha an' i Namàna mpanompoko aho hankatý aminao, koa sitrano amin' ny habokany izy. Nateriny tamin' ny mpanjakan' Israely ilay taratasy izay misy manao hoe: Rahefa tonga atý aminao àry ity taratasy ity, dia indro hofantarinao fa nirahiko ho atý aminao Naamana mpanompoko, mba hositraninao amin' ny habokany. Il présenta au roi d' Israël la lettre, ainsi conçue : "En même temps que te parvient cette lettre, je t' envoie mon serviteur Naamân, pour que tu le délivres de sa lèpre."