<-
->

2Tt / 2Tan 12:2 And it came to pass, that in the fifth year of king Rehoboam Shishak king of Egypt came up against Jerusalem, because they had transgressed against the Lord, Ary tamin' ny taona fahadimy nanjakan-dRehoboama mpanjaka dia niakatra Sisaka, mpanjakan' i Egypta, hamely an' i Jerosalema, fa nivadika tamin' i Jehovah ny mponina tany, Tamin' ny taona fahadimy nanjakan-dRoboama, dia niakatra Sesàka mpanjakan' i Ejipta hamely an' i Jerosalema noho izy ireo nanota tamin' ny Tompo. La cinquième année du règne de Roboam, le roi d'Égypte, Sheshonq, marcha contre Jérusalem, car elle avait été infidèle à Yahvé.