<-
->

2Tt / 2Tan 19:4 And Jehoshaphat dwelt at Jerusalem: and he went out again through the people from Beersheba to mount Ephraim, and brought them back unto the Lord God of their fathers. Ary Josafata nitoetra tany Jerosalema; ary nandeha hitety ny olona indray izy hatrany Beri-sheba ka hatrany amin' ny tany havoan' i Efraima ary nampiverina ny olona ho amin' i Jehovah, Andriamanitry ny razany. Nitoetra tao Jerosalema Josafata ary noteteziny indray ny vahoaka, hatrany Bersabea, ka hatrany amin' ny tendrombohitr' i Efraima, dia nampivereniny amin' ny Tompo Andriamanitry ny razany. Josaphat, après un séjour à Jérusalem, repartit à travers son peuple depuis Bersabée jusqu'à la montagne d'Éphraïm, afin de le ramener à Yahvé, le Dieu de ses pères.