<-
->

2Tt / 2Tan 25:10 Then Amaziah separated them, to wit, the army that was come to him out of Ephraim, to go home again: wherefore their anger was greatly kindled against Judah, and they returned home in great anger. Dia navahan' i Amazia ireo miaramila tonga tao aminy avy tamin' ny Efraima ireo mba hody indray; ary nirehitra mafy ny fahatezeran' ireo tamin' ny Joda, dia lasa nody izy sady tezitra indrindra. Dia navahan' i Amasiasa ny miaramila avy tany amin' i Efraima hankanesany any amin' ny taniny. Nirehitra mafy tamin' i Jodà anefa ny fahatezeran' ireo olona ireo, ka nandeha nody tamin' ny taniny tamin-katezerana mirehitra. Amasias détacha alors de la sienne la troupe qui lui était venue d'Éphraïm et la renvoya chez elle; ces gens furent très excités contre Juda et retournèrent chez eux fort en colère.