<-
->

2Tt / 2Tan 35:20 After all this, when Josiah had prepared the temple, Necho king of Egypt came up to fight against Charchemish by Euphrates: and Josiah went out against him. Ary rehefa afaka izany rehetra izany, nony efa namboarin' i Josia ny tempoly, dia niakatra Neko, mpanjakan' i Egypta, hiady tany Karkemisy eo amoron' i Eofrata; ary Josia nivoaka hiady aminy. Tatý aorian' izany rehetra izany, rahefa voamboatran' i Josiasa ny tranon' ny Tompo, dia niakatra hiady ao Karikamisa amoron' i Eofrata, Nekao mpanjakan' i Ejipta: Ka dia nivoaka hitsena azy Josiasa. Après tout ce que fit Josias pour remettre en ordre le Temple, Neko, roi d'Égypte, monta combattre à Karkémish sur l' Euphrate. Josias s'étant porté à sa rencontre,