<-
->

2Tt / 2Tan 35:7 And Josiah gave to the people, of the flock, lambs and kids, all for the passover offerings, for all that were present, to the number of thirty thousand, and three thousand bullocks: these were of the king' s substance. Ary ny vahoaka izay vory teo dia nomen' i losia zanak' ondry sy zanak' osy, telo alina no isany hatao Paska avokoa ireo sy omby telo arivo; avy tamin' ny fananan' ny mpanjaka ireo. Nanao fanomezana tamin' ny ankapobem-bahoaka rehetra Josiasa, dia biby fiompy madinika, zanak' ondry aman-janak' osy, telo alina no isany, ho an' izay rehetra tonga teo hanaovany ny Paka; ary omby telo arivo; avy tamin' ny fananan' ny mpanjaka avokoa izany rehetra izany. Josias préleva alors pour les laïcs du petit bétail, des agneaux et des chevreaux, au nombre de trente mille, toutes victimes pascales pour tous ceux qui se trouvaient là, plus trois mille boeufs. Ce bétail était pris sur les biens du roi.