<-
->

2Tt / 2Tan 7:8 Also at the same time Solomon kept the feast seven days, and all Israel with him, a very great congregation, from the entering in of Hamath unto the river of Egypt. Ary tamin' izany andro izany Solomona ny Isiraely rehetra izay teo aminy, dia nangonana lehibe hatrany akaikin' i Hamata ka hatramin' ny lohasahan-driak' i Egypta, dia nitandrina ny andro firavoravoana hafitoana. Hafitoana no nankalazan' i Salomona ny fety tamin' izany, dia izy mbamin' Israely rehetra, vahoaka zavon-tany hatrany amin' ny hadilàlan' i Emata ka hatrany amin' ny ranon-driakan' i Ejipta. En ce temps-là, Salomon célébra la fête pendant sept jours et tous les Israélites avec lui, un très grand rassemblement depuis l' Entrée de Hamat jusqu' au Torrent d'Égypte.