<-
->

Neh / Ne 8:16 So the people went forth, and brought them, and made themselves booths, every one upon the roof of his house, and in their courts, and in the courts of the house of God, and in the street of the water gate, and in the street of the gate of Ephraim. Dia nandeha ny olona ka naka, ary samy nanao trano rantsan-kazo ho azy teo amin' ny tampon-tranony avy sy teo anatin' ny tokotaniny avy sy teo anatin' ny kianjan' ny tranon' Andriamanitra sy teo an-kalalahana teo akaikin' ny vavahadin-drano ary teo an-kalalahana akaikin' ny vavahadin' i Efraima. Dia nandeha nankany ny olona, ka nitondra, ary samy nanao trano lay avy izy ireo teny ambony tafon-tranony, teny an-tokotaniny, teny amin' ny kianjan' ny tranon' Andriamanitra, teo amin' ny kianjan' ny vavahadin' i Efraima. Le peuple partit : ils rapportèrent des rameaux et se firent des huttes, chacun sur son toit, dans leurs cours, dans les parvis du Temple de Dieu, sur la place de la porte des Eaux et sur celle de la porte d' Ephraïm.