<-
->

Tb 10:10 Mbola niangavy fatratra tamin' i Tobia ihany indray anefa izy, fa tsy nisy neken' io izay nataony antony, ka natolony azy Sarà, mbamin' ny antsasak' izay nananany rehetra, na ankizilahy, na ankizivavy, na vola izay nananany be, dia navelany handeha izy, salama tsara sy feno hafaliana, nataony hoe: sur-le-champ, Ragouèl lui remit son épouse Sarra. Il donnait à Tobie la moitié de ses biens, en serviteurs et servantes, en boeufs et brebis, ânes et chameaux, et en habits, argent et ustensiles.