<-
->

Tb 7:15 Dia nalainy ny tànana havanan' ny zanany vavy nataony teo amin' ny tànana havanan' i Tobia ka hoy izy: Homba anareo anie ny Andriamanitr' i Abrahama, ny Andriamanitr' Isaaka, ary ny Andriamanitr' i Jakoba, hanakambana anareo anie izy, ary hampidina ny tso-dranony feno aminareo. Ragouèl appela sa femme Edna et lui dit : "Ma soeur, prépare la seconde chambre, où tu la conduiras."