<-
->

Jdt 1:5 Kanjo, tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo nanjakan' i Nabokodonosora mpanjakan' ny Asiriana, izay nanjaka tao Niniva, ilay tanàna lehibe, dia nanafika an' i Arfaksada izy, Or, vers cette époque, le roi Nabuchodonosor livra bataille au roi Arphaxad dans la grande plaine située sur le territoire de Ragau.