<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Jodita |
[Bible de Jérusalem] Livre de Judith |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Jdt 13:19 | Teo dia notsoahiny avy ao an-kitapo ny lohan' i Holoferina, nasehony azy ireo, sy nolazainy hoe: Ity ny lohan' i Holoferina, komandin' ny tafiky ny Asiriana; ary ity ny elom-pandriana nanaloka azy nandry efa renoky ny hamamoana, izay namonoan' ny Tompo azy tamin' ny tanam-behivavy. | Jamais la confiance dont tu as fait preuve ne s' effacera de l' esprit des hommes; mais ils se souviendront éternellement de la puissance de |