<-
->

Jdt 15:8 Etsy an-daniny koa izay avy nandresy ka niverina ho any Betolia, nifaoka izay rehetra nananan' ny Asiriana, dia biby fiompy tsy hita isa, sy biby mpitondra entana mbamin' ny entany rehetra, ka samy nahazo harena tamin' ny babo azony avokoa, hatramin' ny kely indrindra ka hatramin' ny lehibe indrindra. Le grand prêtre Ioakim et tout le Conseil des anciens d' Israël qui étaient à Jérusalem vinrent contempler les bienfaits dont le Seigneur avait comblé Israël, pour voir Judith et la saluer.