<-
->

Eks 1:8 Now there arose up a new king over Egypt, which knew not Joseph. Ary nisy mpanjaka vaovao nanjaka tany Egypta, izay tsy nahalala an' i Josefa. Fa nisy kosa mpanjaka vaovao, tsy nahalala an' i Josefa, nanjaka tamin' i Ejipta. Un nouveau roi vint au pouvoir en Égypte, qui n' avait pas connu Joseph.