<-
->

Eks 11:9 And the Lord said unto Moses, Pharaoh shall not hearken unto you; that my wonders may be multiplied in the land of Egypt. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Tsy hihaino anareo Farao, mba hitomboan' ny fahagagana izay hataoko eto amin' ny tany Egypta. Hoy Iaveh tamin' i Moizy nanao hoe: Tsy hihaino anareo Faraona mba hahamaro ny fahagagana hataoko amin' ny tany Ejipta. Yahvé dit à Moïse : " Pharaon ne vous écoutera pas, afin que se multiplient mes prodiges au pays d'Égypte. "