<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 12:31 | And he called for |
Dia nampaka an' i Mosesy sy Arona izy, raha mbola alina, ka nanao hoe: Mitsangàna, mialà eto amin' ny vahoakako ianareo sy ny Zanak' Isiraely, ary mandehana ka manompoa an' i Jehovah araka ny nolazainareo. | Mbola alina dia nampaka an' i Moizy sy Aarona Faraona ka nanao taminy hoe: Mandehana miala eto amin' ny vahoakako hianareo sy ny zanak' Israely; mandehana manompo an' ny Tompo araka ny voalazanareo. |