<-
->

Eks 12:40 Now the sojourning of the children of Israel, who dwelt in Egypt, was four hundred and thirty years. Ary ny andro nitoeran' ny Zanak' Isiraely tany Egypta dia telo-polo amby efa-jato taona. Telo-polo sy efa-jato taona no nitoeran' ny zanak' Israely tany Ejipta; Le séjour des Israélites en Égypte avait duré quatre cent trente ans.