<-
->

Eks 14:21 And Moses stretched out his hand over the sea; and the Lord caused the sea to go back by a strong east wind all that night, and made the sea dry land, and the waters were divided. Dia nahinjitr' i Mosesy teo ambonin' ny ranomasina ny tànany; ary rivotra mahery avy atsinanana no nampisavan' i Jehovah ny ranomasina mandritra iny alina iny, ka nataony tany maina ny ranomasina, ary dia voasaraka ny rano. Nony nahinjitr' i Moizy teo ambonin' ny ranomasina ny tànany dia nohemorin' ny Tompo ny ranomasina tamin' ny rivotra nifofofofo mafy avy any atsinanana nandritra ny alina, ka nataony tonga maina ny ranomasina fa nisaraka roa ny rano. Moïse étendit la main sur la mer, et Yahvé refoula la mer toute la nuit par un fort vent d' est ; il la mit à sec et toutes les eaux se fendirent.