<-
->

Eks 15:11 Who is like unto thee, O Lord, among the gods? who is like thee, glorious in holiness, fearful in praises, doing wonders? Jehovah ô, iza moa no tahaka Anao amin' izay andriamanitra? Iza moa no tahaka Anao, Izay ankalazaina amin' ny fahamasinana, deraina amin' ny fahatahorana, Mpanao fahagagana? Iza moa no toa anao, amin' ireo andriamanitra, ry Tompo o! Iza moa no toa anao izay mendrika indrindra noho ny fahamasinana, Izay atahorana, na eo am-piderana anao aza, mpanao fahagagana? Qui est comme toi parmi les dieux, Yahvé ?Qui est comme toi illustre en sainteté, redoutable en exploits, artisan de merveilles ?