<-
->

Eks 15:26 And said, If thou wilt diligently hearken to the voice of the Lord thy God, and wilt do that which is right in his sight, and wilt give ear to his commandments, and keep all his statutes, I will put none of these diseases upon thee, which I have brought upon the Egyptians: for I am the Lord that healeth thee. ka hoy Izy: Raha hazoto hihaino ny feon' i Jehovah Andriamanitrao ianao ka hanao izay mahitsy eo imasony sy hihaino ny lalàny ary hitandrina ny didiny rehetra, dia tsy hisy hataoko aminao ireny aretina rehetra ireny, izay nataoko tamin' ny Egyptiana; fa Izaho no Jehovah Izay mahasitrana anao. Hoy izy: Raha mihaino ny feon' ny Tompo Andriamanitrao hianao, raha manao izay mahitsy eo anatrehany, raha mampandry sofina amin' ny didiny ary mitandrina ny lalàny rehetra dia tsy hisy hameliko anao ireny aretina nafitsoko ny Ejipsiana ireny, fa Iaveh manasitrana anao aho. Puis il dit : " Si tu écoutes bien la voix de Yahvé ton Dieu et fais ce qui est droit à ses yeux, si tu prêtes l' oreille à ses commandements et observes toutes ses lois, tous les maux que j' ai infligés à l'Égypte, je ne te les infligerai pas, car je suis Yahvé, celui qui te guérit. "