<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 16:8 | And |
Ary hoy koa Mosesy; Ho hitanareo izany, raha homen' i Jehovah hena hohanina ianareo anio hariva, ary mofo hahavoky rahampitso maraina; fa efa ren' i Jehovah ny fimonomononanareo, izay nimonomononanareo taminy; fa izahay moa no inona? Tsy izahay no imonomononanareo, fa Jehovah. | Hoy koa Moizy: Ho hitanareo izany amin' ny hanomezan' ny Tompo anareo hena hohanina anio hariva, ary mofo hahavoky raha maraina; satria ren' ny Tompo ny nimonomononanareo taminy. Fa ny aminay izahay moa no inona? tsy izahay no iharanan' ny fimonomononanareo fa Iaveh ihany. |