<-
->

Eks 18:10 And Jethro said, Blessed be the Lord, who hath delivered you out of the hand of the Egyptians, and out of the hand of Pharaoh, who hath delivered the people from under the hand of the Egyptians. Ary hoy Jetro: Isaorana anie Jehovah, Izay namonjy anareo ho afaka tamin' ny tanan' ny Egyptiana sy tamin' ny tànan' i Farao, dia Izay namonjy ny olona tsy hotapahin' ny Egyptiana. Ary hoy Jetrao: Isaorana anie Iaveh izay nanafaka anareo tamin' ny tànan' ny Ejipsiana. Jéthro dit alors : " Béni soit Yahvé qui vous a délivrés de la main des Égyptiens et de la main de Pharaon, qui a délivré le peuple de la sujétion égyptienne.