<-
->

Eks 19:24 And the Lord said unto him, Away, get thee down, and thou shalt come up, thou, and Aaron with thee: but let not the priests and the people break through to come up unto the Lord, lest he break forth upon them. Ary hoy Jehovah taminy: Mandehana midina, nefa miakara ianao, ka ento hiaraka aminao Arona; fa ny mpisorona sy ny olona dia aza avela hisisika hiakatra ho ao amin' i Jehovah, fandrao haringana izy. Ary hoy Iaveh taminy: Mandehana midina aloha, izay vao miakatra indray hianao miaraka amin' i Aarona: fa ny mpisorona sy ny vahoaka, aoka tsy hihoatra ny faritra hiakatra hankaty amin' ny Tompo fandrao vonoiny. Yahvé reprit : " Allons, descends et remontez, toi et Aaron. Mais que les prêtres et le peuple ne franchissent pas les limites pour monter vers Yahvé, de peur qu' il ne se déchaîne contre eux. "