<-
->

Eks 21:13 And if a man lie not in wait, but God deliver him into his hand; then I will appoint thee a place whither he shall flee. fa izay tsy manotrika, fa Andriamanitra no manolotra azy eo an-tànany, dia hanendry ho anareo fitoerana izay handosirany Aho. Nefa raha tsy nanao otrika taminy izy, fa tolotr' Andriamanitra no nahavoazan' ny tànany azy dia hoferako aminao izay toerana hahazoany ialofana. S' il ne l' a pas traqué mais que Dieu l' a mis à portée de sa main, je te fixerai un lieu où il pourra se réfugier.