<-
->

Eks 23:15 Thou shalt keep the feast of unleavened bread: (thou shalt eat unleavened bread seven days, as I commanded thee, in the time appointed of the month Abib; for in it thou camest out from Egypt: and none shall appear before me empty:) Tandremo ny andro firavoravoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira; hafitoana no hihinananao ny mofo tsy misy masirasira, araka izay nandidiako anao, amin' ny fotoan' andro amin' ny volana Abiba, fa tamin' izany no nivoahanao avy tany Egypta; ary aoka tsy hisy hiseho foana tsy mitondra fanatitra eo anatrehako. Hitandrina ny fetin' ny Azima hianao: mandritra ny hafitoana dia hihinana mofo tsy misy lalivay hianao araka ny nandidiako anao, amin' ny fotoam-boafetra amin' ny volana abiba, fa tamin' io volana io no nivoahanao tany Ejipta; ka aza miseho eo anatrehako tsy mitondra fanatitra. Tu observeras la fêtes des Azymes. Pendant sept jours tu mangeras des azymes, comme je te l' ai ordonné, au temps fixé du mois d' Abib, car c' est en ce mois que tu es sorti d'Égypte. On ne se présentera pas devant moi les mains vides.