<-
->

Eks 23:9 Also thou shalt not oppress a stranger: for ye know the heart of a stranger, seeing ye were strangers in the land of Egypt. Ary aza mampahory vahiny, fa ianareo mahalala ny fon' ny vahiny, satria efa mba vahiny tany amin' ny tany Egypta ihany ianareo. Aza mampahory vahiny fa fantatrao ny fon' ny vahiny, satria efa mba vahiny tany amin' ny tany Ejipta koa hianareo. Tu n' opprimeras pas l'étranger. Vous savez ce qu'éprouve l'étranger, car vous-mêmes avez été étrangers au pays d'Égypte.