<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 24:16 | And the glory of the |
Ary ny voninahitr' i Jehovah nitoetra teo ambonin' ny tendrombohitra Sinay, ary ny rahona nanarona azy henemana; dia niantso an' i Mosesy tamin' ny andro fahafito teo afovoan' ny rahona Izy. | Nipetraka teo an-tendrombohitra Sinaia ny voninahitry ny Tompo ka saron' ny rahona io nandritra ny henemana. Tamin' ny andro fahafito dia nantsoin' ny Tompo Moizy, tao anatin' ny rahona. | La gloire de |