<-
->

Eks 32:1 And when the people saw that Moses delayed to come down out of the mount, the people gathered themselves together unto Aaron, and said unto him, Up, make us gods, which shall go before us; for as for this Moses, the man that brought us up out of the land of Egypt, we wot not what is become of him. Ary rehefa hitan' ny olona fa efa ela ka tsy mbola nidina avy tao an-tendrombohitra ihany Mosesy, dia niangona ho eo amin' i Arona izy ka nanao taminy hoe: Mitsangana, ka anaovy andriamanitra izahay, hitarika antsika eo aloha; fa ilay Mosesy iny, izay lehilahy nitondra antsika niakatra avy tany amin' ny tany Egypta, dia tsy fantatray izay nanjo azy, Nony hitan' ny vahoaka fa efa naharitra ela Moizy nefa tsy mbola nidina avy tany an-tendrombohitra, dia nivory teo amin' i Aarona izy, ka nanao taminy hoe: Ndeha anaovy andriamanitra hialoha làlana anay izahay. Fa raha ny amin' iny Moizy iny, ilay lehilahy nitondra anay niakatra avy tany amin' ny tany Ejipta, tsy fantatray na naninona izy na naninona. Quand le peuple vit que Moïse tardait à descendre de la montagne, le peuple s' assembla auprès d' Aaron et lui dit : " Allons, fais-nous un dieu qui aille devant nous, car ce Moïse, l' homme qui nous a fait monter du pays d'Égypte, nous ne savons pas ce qui lui est arrivé. "