<-
->

Eks 33:17 And the Lord said unto Moses, I will do this thing also that thou hast spoken: for thou hast found grace in my sight, and I know thee by name. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Izao zavatra nolazainao izao dia hataoko koa; fa nahita fitia eo imasoko ianao, ary mahalala anao tokoa Aho. Dia hoy Iaveh tamin' i Moizy: Hataoko indray koa izao zavatra angatahinao izao, satria efa nahita fitia teo imasoko hianao, sady fantatro amin' ny anaranao hianao. Yahvé dit à Moïse : " Cette chose que tu as dite, je la ferai encore parce que tu as trouvé grâce à mes yeux et que je te connais par ton nom.