<-
->

Eks 34:1 And the Lord said unto Moses, Hew thee two tables of stone like unto the first: and I will write upon these tables the words that were in the first tables, which thou brakest. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Manamboara ho anao vato fisaka roa tahaka ilay teo, dia hosoratako amin' ireo vato fisaka ireo ny teny izay tamin' ilay vato fisaka teo, izay novakivakinao; Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Manaova takelaka vato roa tahaka ireo voalohany ka hanoratako ny teny izay efa teo amin' ireo takelaka voalohany notorotoroinao. Yahvé dit à Moïse : " Taille deux tables de pierre semblables aux premières, monte vers moi sur la montagne, et j'écrirai sur les tables les paroles qui étaient sur les premières tables que tu as brisées.