<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 34:11 | Observe thou that which I command thee this day: behold, I drive out before thee the |
Tandremo izay andidiako anao anio; indro, efa horoahiko hiala eo anatrehanao ny Amorita sy ny Kananita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita. | Tandremo izao andidiako anao anio izao: Indro horoahiko eo anoloanao ny Amoreana, ny Kananeana, ny Heteana, ny Ferezeana, ny Heveana ary ny Jeboseana. | Observe donc ce que je te commande aujourd' hui. Je vais chasser devant toi les |