<-
->

Eks 39:5 And the curious girdle of his ephod, that was upon it, was of the same, according to the work thereof; of gold, blue, and purple, and scarlet, and fine twined linen; as the Lord commanded Moses. Ary ny fehin-kibo momba ny efoda, izay teo amboniny, dia niray taminy sady nitovy tarehy taminy, ka nataony volamena sy manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina, dia araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. Ny fehin-kibo tambonin' ny efoda famehezana azy dia iray aminy, mitovy tenona aminy, natao tamin' ny volamena, jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra ary rongony mihasina, araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. L'écharpe qui était dessus pour l' attacher faisait corps avec lui et était de même travail. Elle était d' or, de pourpre violette et écarlate, de cramoisi et de fin lin retors, comme Yahvé l' avait ordonné à Moïse.