<-
->

Eks 4:16 And he shall be thy spokesman unto the people: and he shall be, even he shall be to thee instead of a mouth, and thou shalt be to him instead of God. Ary izy hiteny amin' ny olona hisolo anao; ka dia izy no ho solovavanao, ary ianao kosa ho solon' Andriamanitra aminy. Izy no hiteny amin' ny vahoaka hisolo anao; ho solom-bavanao izy, ary hianao kosa ho solon' Andriamanitra aminy. C' est lui qui parlera pour toi au peuple ; il te tiendra lieu de bouche et tu seras pour lui un dieu.