<-
->

Eks 4:20 And Moses took his wife and his sons, and set them upon an ass, and he returned to the land of Egypt: and Moses took the rod of God in his hand. Dia nalain' i Mosesy ny vadiny sy ny zananilahy ka nampitaingeniny boriky, dia niverina ho any amin' ny tany Egypta izy; ary nentin' i Mosesy teny an-tànany ilay tehin' Andriamanitra. Dia nalain' i Moizy ny vady aman-janany, nampitaingeniny ampondra, ka niverina ho any an-tany Ejipta izy. Nataon' i Moizy an-tanany ny tehin' Andriamanitra. Moïse prit sa femme et son fils, les fit monter sur un âne et s' en retourna au pays d'Égypte. Moïse prit en main le bâton de Dieu.