<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 5:1 | And afterward |
Ary rehefa afaka izany, Mosesy sy Arona dia nankao amin' i Farao ka niteny taminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Alefaso ny oloko mba hanao andro firavoravoana ho Ahy any an-efitra. | Rahefa izany, lasa nankao amin' i Faraona Moizy sy Aarona ka nanao taminy hoe: Izao no lazain' ny Tompo, Andriamanitr' Israely: Alefaso handeha ny vahoakako hanao fety fankalazana ahy, any an' efitra. | Après cela, |