<-
->

Eks 7:20 And Moses and Aaron did so, as the Lord commanded; and he lifted up the rod, and smote the waters that were in the river, in the sight of Pharaoh, and in the sight of his servants; and all the waters that were in the river were turned to blood. Ary nataon' i Mosesy sy Arona izany, araka izay nandidian' i Jehovah; dia nanainga ny tehina izy ka namely ny rano tao Neily teo imason' i Farao sy teo imason' ny mpanompony, dia tonga rà ny rano rehetra tao Neily; Dia nataon' i Moizy sy Aarona izay nandidian' ny Tompo azy. Naingain' i Aarona ny tehina, nokapohiny teo anatrehan' i Faraona sy ny mpanompony ny rano tamin' ny ony, ka nanjary rà avokoa ny rano rehetra tamin' ny ony; Moïse et Aaron firent comme l' avait ordonné Yahvé. Il leva son bâton et il frappa les eaux qui sont dans le Fleuve aux yeux de Pharaon et de ses serviteurs, et toutes les eaux qui sont dans le Fleuve se changèrent en sang.