<-
->

Eks 7:3 And I will harden Pharaoh' s heart, and multiply my signs and my wonders in the land of Egypt. Ary Izaho hanamafy ny fon' i Farao sy hanamaro ny famantarana sy ny fahagagana izay hataoko eto amin' ny tany Egypta. Ary izaho hanamafy ny fon' i Faraona, sy hampitombo ny famantarako amam-pahagagako amin' ny tany Ejipta. Pour moi, j' endurcirai le coeur de Pharaon et je multiplierai mes signes et mes prodiges dans le pays d'Égypte.