<-
->

Eks 8:13 And the Lord did according to the word of Moses; and the frogs died out of the houses, out of the villages, and out of the fields. Dia nanao toy izany izy, ka nahinjitr' i Arona ny tànany mitana ny tehiny, ary nokapohiny ny vovo-tany, dia nisy moka teny amin' ny olona sy teny amin' ny biby fiompy: fa tonga moka avokoa ny vovo-tany rehetra eran' ny tany Egypta rehetra. Dia nataon' izy ireo izany. Nahinjitr' i Aarona ny tànany mbamin' ny tehiny, ka nokapohiny ny vovo-tany, dia mby eny amin' ny olona sy ny biby ny moka. Nanjary moka avokoa ny vovo-tany eran' ny tany Ejipta. Aaron étendit la main avec son bâton et frappa la poussière du sol, et il y eut des moustiques sur les gens et les bêtes, toute la poussière du sol se changea en moustiques dans tout le pays d'Égypte. "