<-
->

Eks 9:21 And he that regarded not the word of the Lord left his servants and his cattle in the field. fa izay tsy nandatsaka am-po ny tenin' i Jehovah kosa dia namela ny mpanompony sy ny bibiny tany an-tsaha ihany. Fa izay tsy nandinika tao am-pony ny tenin' ny Tompo kosa, namela ny mpanompony mbamin' ny bibiny tany an-tsaha. Mais celui qui ne prit pas à coeur la parole de Yahvé laissa aux champs ses esclaves et ses troupeaux.