<-
->

Eks 9:22 And the Lord said unto Moses, Stretch forth thine hand toward heaven, that there may be hail in all the land of Egypt, upon man, and upon beast, and upon every herb of the field, throughout the land of Egypt. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Ahinjiro manandrify ny lanitra ny tananao, dia hisy havandra hilatsaka amin' ny tany Egypta rehetra, dia amin' ny olona sy amin' ny biby fiompy ary amin' ny anana rehetra any an-tsaha eran' ny tany Egypta. Dia hoy Iaveh tamin' i Moizy: Ahinjiro manandrify ny lanitra ny tànanao, hilatsahan' ny havandra eran' ny tany Ejipta rehetra, amin' ny olona sy ny biby ary ny ahitra rehetra any an-tsaha. Yahvé dit à Moïse : " Étends ta main vers le ciel et qu' il grêle dans tout le pays d'Égypte, sur les hommes et sur les bêtes, sur toute l' herbe des champs au pays d'Égypte. "