<-
->

Eks 9:32 But the wheat and the rie were not smitten: for they were not grown up. Fa ny vary tritika sy ny ampemby no tsy mba naripaka, satria mbola fohy ireny. Ny varimbazaha sy ny epeautre anefa tsy naninona; afafy aoriana ireo. Le froment et l'épeautre ne furent pas abattus car ils sont tardifs.