<-
->

Eks 9:4 And the Lord shall sever between the cattle of Israel and the cattle of Egypt: and there shall nothing die of all that is the children' s of Israel. Ary Jehovah dia hanavaka ny bibin' ny Isiraely amin' ny bibin' ny Egyptiana, ka tsy hisy maty izay rehetra an' ny Zanak' Isiraely na dia iray aza. Hasian' ny Tompo fiavahana ny bibin' Israely sy ny bibin' ny Ejipsiana: fa ny an' ny zanak' Israely rehetra tsy mba hisy maty, na dia iray aza. Yahvé discernera les troupeaux d' Israël des troupeaux des Égyptiens, et rien ne mourra de ce qui appartient aux Israélites.